- Vous êtes ici :
- Accueil ›
- Orchestres & DJ
- Photographe/Videaste/Sonorisation/Dj/Animateur
Photo/Videaste/Sonorisation/Transport
Photographe/Videaste/Sonorisation/Dj/Animateur
Ny fitiavana maka sary efa atramin’ny bola kely
Fa rehefa niha lehibe afaka bacc dia nianatra manokana momba ny fakana sary mihitsy tany @centre de formation en audiovisiel malaza indrindra eto Madagascar dia izao tonga amin’izao sehatra izao
Tsy mijanona amin’ny photo sy video anefa izahay fa manana sonorisation /dj/animateur ihany koa
Ireo rehetra ireo no 800000ar ny fitambarany
Transport efa ao anatiny daholy
Photographe/Videaste/Sonorisation/Animateur de scene ou Maitre de ceremonie Vonona hanome fahafahampo anareo Aza tara ary fa fandrio dieny izao ny toeranao 0332001157