PagnY's Florent

MC et Animateur FLORENT PAGNY

Raha mila mpandrindra lanonana matihanina sy mpanentana manam-pahaizana sy mihavaka ianao dia aza milasalasa miantso an’i MC et Animateur FLORENT PAGNY

ireo izay nametraka fitokisana rehetra tamin’ny taona 2018 ity dia heni-boninahitra sy hafapo tanteraka avokoa.

ka aza misalasala ianareo mbola tsy mahalala.

 » l’expérience fait la différence  »

033 13 830 44 – 034 14 830 44 – 032 45 520 62

Animateur