Orchestre Blue'Zik

Orchestre Blue’Zik

Miarahaba tompoko, faly mandray anao ny Orchestre Blue’zik 😉

Izahay dia orchestre professionnel d’animation, afaka manafana ny lanonana isan-karazany toy ny mariage, déjeuner dansant, réception, anniversaire, sns … amin’ny tarif izay ifanarahana amin’ny client, ny compris anatin’izay: animation assurée 6h, transport, sonorisation faran’izay raitra, afaka mitondra lumières sy effets spéciaux izahay rahatoa ka ilaina.

koa aza misalasala mamandrika dieny zao ny date fa tsy hanenina ianao fa izahay no mi-garantir ambiance ho an’ny fetinao.

Ireto ny contact mety ahazoana anay : 033 21 091 69 / 034 62 360 34 / 032 44 233 47

Mankasitraka mialoha 😉

"Feeling agréable, ambiance inoubliable ..."