Message d’une wedding Planer dédié aux prestataires mariages à Madagascar
Ity indray dia hafatra ho antsika prestataire namana efa niara niasa sy mbola hiara hiasa foana 😊 Aoka ry reto isika mba samy hanatanteraka tsara, amin’ny antsakany sy andavany ny zavatra nifanarahana, mba atao amin’ny fo ny asa, ary mba ho samy matianina amin’ny asa nankinina amin’ny tsirairay amitsika avy 😊 Isika anie hikarakara mariazy…