Mangataka torohevitra aminareo izay afaka manampy, iza avy no inviter na amin’ny mariage mandritra ny confinement ?
Voatery mi-inviter olona ve @ sora-panambadiana ?
Aiza no ahitana salle de mariage pour thème champêtre eto Andrenivohitra ?
Mangataka torohevitra décoration
Misaotra sahady ho an’ireo zay mamaly mamaly
Inona avy no atao rehefa fisehoana ?
Iza no décoratrice tena nahafapo anareo ?
Bonjour mba atao anonyme azafady, aiza misy divay tsara (Maroparasy) mora …dia mety ohatrinona azafady raha hainareo ny prix misaotra .
Bonjour. Mba atao anonyme azafady. Aiza kay tompoko no misy mpanao urne en plexi?
Bjr. Saika mba anotany oe aiza kay misy toerana tsara afaka anaovana post wedding? Tsy alavitra ny ville de mba toerana tsara. Merci bcp.
Bonjour, mba mitady salle privée anaovana enterrement de vie de jeune fille en ville sao misy mahita tompoko. Misaotra sahady