A propos

Ny tranonkala mariagegasy.com dia toerana iray natokana ho an’ireo izay manomakomana ny mariaziny ka mitady mpikarakara toy ny mpanafana lanonana na « orchestre », mpanao taovolo sy endrika na « mise en beauté », « tête de cortège », toerana fandraisana lanonana na « espace de réception ».

Ho hitanao eto amin’ity tranonkala ity ihany koa ireo hevitra maro samihafa hahafahanao manatsara ny andro malazanao.

Ny valin’ireo fanontaniana izay matetika miverimberina eo amin’ireo mpifamofo toy ny :

     

  • Inona no « thème » amin’ny lanonana ?
  •  

  • Inona no « code couleur » ho safidiana ? 
  •  

  • Ohatrinona ny tetibola ampy ho amin’ny fanomanana lanonam-panambadiana ?
  •  

  • Aiza no ividianana ireo kojakoja maro isan-karazany ?
Koa hasainay ary ianao, mba hanaraka tsy tapaka ireo vaovao mahakasika ny sehatry ny fanambadiana eto amin’ny tranonkala mariagegasy.com

Ny fanirianay :

« Ny hanampy anao mba hahatanteraka ny nofinofinao amin’ny andro malazanao »

Ny ekipan’ny Mariagegasy

Ajoutez votre entreprise sur Mariagegasy
Comment ?
  • Inscription gratuite pour tous les prestataires
  • Votre inscription est obligatoire pour être référencé
  • Pour vous garantir un meilleur service, veuillez nous fournir le maximum d’informations sur votre activité
Pourquoi ?
  • Apparaitre sur l’annuaire vous permet d’être contacté directement par les futurs mariés et vous garantit un contrat sans passer par un intermédiaire.
Mariagegasy
Le premier annuaire à Madagascar qui référence les prestataires professionnels du mariage.
Suivez nous sur facebook
mariagegasy fb
Suivez nous instagram
mariagegasy instagram